Entrée tovovavy (tovo, vavy)
Partie du discours nom
Définition malgache Vehivavy tsy mbola manambady, nefa ny heviny andavanandro dia vehivavy mbola tanora fotsiny, na mbola tsy manambady na efa manambady: Amin' izay ny tovovavy rehetra mitady zaza dia efa mivory manodidina ny sahafa miandry baiko mba hifarombaka izay ho azony. (Ala volon-jaza) [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise an unmarried young woman [Hallanger 1973]
Traduction française jeune femme célibataire [Hallanger 1974]
Exemples Nivinkina nankany anaty rano ilay tovovavy, dia nanatona ny lakana sady nihazona ny sisiny. [Andriamalala: Zazavavindrano]

Mis à jour le 2020/07/31