| Entrée | 1 sarambaben' olona |
| Mots élémentaires | 2 saramba, 3 be, 4 olona |
| Partie du discours | 5 locution |
| Explications en français |
6 commun des mortels
[1.66#177] |
| Exemples |
7 Ny andriana sy ny sarambabenolona no mifidy ary rehefa voafidy ny Mpanjaka vaovao dia aseho ny vahoaka.
[2.508#174]
|
| Synonymes | 8 ankamaroambahoaka |
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|