Entrée sarety
Partie du discours   nom
Définition malgache   Kalesy tarihin' ny olona (saretintanana) [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   a bullock-cart [Hallanger 1973]
Traduction française   charrette [Hallanger 1974]
Exemples   Sarety iray feno ravi-pary sy fary tarihin' omby roa no miditra ny tanàna. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 14]
Ho aiza ialahy fa tsy hitondra sarety tahaka andrain' ialahy ihany! [Andraina: Mitaraina, page 51]
Vocabulaire  
Origine   Français: charrette.
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Illustrations  

Mis à jour le 2013/06/11