Entrée sarindokotra
Mots élémentaires sary ; dokotra
Partie du discours locution
Explications en malgache Safiotra avy amin' ny fikambanan' ny ganagana sy ny dokotra; ilazana ny zanaky ny dokotra sy ny ganagana; anambarana koa ny zanaky ny olona roa samy hafa firenena (safiotra)
Vorona zanaky ny dokotra sy ny ganagana; vaventy ary tsara hena ny sarindokotra
Mitovy hevitra: kirivorona [1.1]
Explications en français Canard provenant du canard ordinaire et [...] [texte complet dans 1.54]
Exemples ary hoy ny sasany : sarindokotra; [2.59]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/06/07