|
|
|
|

Entrée1  sarintany
Mots élémentaires  2 sary, 3 tany
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 ny sarin' ny tany natao amin' ny tsipika manaradrefy. [1.1]
Explications en français  6 carte. [1.13]
Exemples  7  Niezahana mafy koa ny nanamboarana sarintany ahazoana mametraka mazava ny toerana malaza voatonona ao amin' ny boky. [2.508#]
8  Raha mijery ny sarintany fehizay ianao, dia hahita fa ao anelanelan' i Mahazony sy Ankitsika, dia tsy misy afa-tsy ala mikirondro; [2.357#]
Vocabulaire  9  Géographie: (en général)
Tous les mots composés  10 sarintanim-paritra
Illustrations 

Anagrammes  11 anantsiry, 12 antsirina, 13 sarintany, 14 sinitrana, 15 siran-tany, 16 sitranina

Mis à jour le 2025/11/09