|
|
|
|

Entrée (1/2)1 sikina
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3 Lamba ahodidina ny tena ka midina hatreo amin' ny lohalika: Naka lamba hataony sikina Rasoa dia lasa nanome hanina ny akoho amam-borony
Fanodidinana lamba ny tena, ka ho an' ny lehilahy, eo amin' ny valahana no fatorana ilay lamba, fa eo ambany helika kosa ho an' ny vehivavy [1.1]
Explications en anglais  4 a cloth worn around the waist [1.7]
Explications en français  5 étoffe qu'on porte autour des reins [1.8]
Exemples  6 nisikina niasa mafy izy, sikina natao tery am-balahana izany satria tsy nisy ny natao tao an-kibo. [2.472]
Morphologie 
7 Simple :
8 Préfixée :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Vocabulaire  32 Economie: vêtements
Tous les mots composés  338 combinaisons de ce mot

Entrée (2/2)34 sikina
Partie du discours  35 nom
Explications en malgache  36 Famorana na hasoavana: Sikin-jaza
Hafanam-po, faharisihana amin' ny asa [1.1]
Morphologie 
37 Simple :
38 Préfixée :
Dérivés 
Verbes actifs :

Anagrammes  40 kisina, 41 sikina

Mis à jour le 2025/10/11