|
|
|
|

Entrée (1/2)1  misikina
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  sikina
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  10  [1.1] Mamehy lamba manodidina ny valahana: Nitsangana izy dia nisikina handeha hamoha trano
Miomana, mivonona fatratra: Misikina ianareo fa hanao tetezana isika fokonolona
Manao asa amin-kafanam-po: Nisikina tamin' ny fanadiovana ny tanàna ny mponina
Manana: Misikina herim-po fa hiankinan' ny ho avinao ity zavatra ity
Explications en anglais  11  [1.7] to wear a cloth around the waist; to gird oneself with the lamba
Explications en français  12  [1.8] porter quelque chose autour des reins; se ceindre pour travailler
Exemples  13  [2.472] nisikina niasa mafy izy, sikina natao tery am-balahana izany satria tsy nisy ny natao tao an-kibo.
Synonymes  14  misiky

Entrée (2/2)15  misikìna
Partie du discours  16  impératif du verbe actif misikina [Liste complète]
Radical  17  sikina
Explications en malgache  18  [1.1]
Explications en français  19  [1.3]

Anagrammes  20  ikisinam, isikinam, manisiky, masikiny, mikisina, misikìna, misikina, nisikiam

Mis à jour le 2025/08/10