|
|
|
|

Entrée 1  simenitra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Karazan-tsokay mafy ohatra ny vato rehefa afangaro amin' ny fasika
4 Izay entina manamafy: Ny fifanomezana sy ny fifaneraserana no simenitry ny fifankatiavana [1.1]
Explications en français  5 ciment [1.13]
Exemples  6  Trano lava iray tsy miefitra izy io ary simenitra no ao anatiny. [2.472#68]
7  Voasolo rafi-bato sy simenitra ireo tetezan-kazo fahiny amboarin' ny fokonolona isan-taona. [2.470#176]
Vocabulaire  8  Economie: bâtiments, travaux publics
Autres orthographes  9 siman
Combinaisons  10  2 expressions, toponymes, etc... avec ce mot

Anagrammes  11 maneritsy, mañeritsy, 12 ministera, 13 mirañitse, simenitra

Mis à jour le 2026/03/07