| Entrée | 1 siniben-drano |
| Partie du discours | 2 locution |
| Mots élémentaires | 3 sinibe, rano |
| Explications en malgache |
4 [1.1] toerana iangonan' ny rano ao an-tanàna alohan' ny hizarazarana azy isan-tokantrano |
| Explications en français |
5 [1.13] château d'eau, réservoir d'eau |
| Synonymes | 6 fitehirizan-drano |
| Mis à jour le 2025/07/29 |
|