|
|
|
|

Entrée1  sisintany
Partie du discours  2  nom
Mots élémentaires  3  sisina, tany
Dérivés 
4  Adverbes :
Explications en malgache  5  [1.13] faritra manasaraka fanjakana roa
Explications en français  6  [1.3#611] les frontières d'un pays
7  [1.13] frontière
Exemples  8  [4.27] fa firifiry moa izay ny sambo ny manampahefana miandraikitra ny sisintany akory?
9  [2.471] Ary dia nohazavainy fa arakaraka ny hanalavirana ny sisintany no ahitana ny tendrombohitra lavitra any ampovoan-tany any.

Mis à jour le 2025/07/29