Entrée sitranina (sitrana)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Atao sitrana: Sitrano aloha ny ferinao vao mandeha
Afahana amin' ny aretina: Sitrano ny zanako, dokotera [1.1]
Explications en anglais To be healed [1.7]
Explications en français Qu'on guérit [1.8]
Exemples 
1Izay i Feno vao nahita fa misy fahantrana tsy takaitra tonga ho azy na vokatry ny fiaraha-monina misy zara vilana, fa aretina novolen' ny tompony ary iniana tsy sitranina. [2.472]
2dia nositraniny, ka dia niteny sy nahita ilay moana. [2.996]
Morphologie 
Présent : sitranina, sitraniko, sitraninao, sitraniny, sitranintsika, sitraninay, sitraninareo, sitranin', sitranin-, sitranim-, sitrani-
Passé : nositranina, nositraniko, nositraninao, nositraniny, nositranintsika, nositraninay, nositraninareo, nositranin', nositranin-, nositranim-, nositrani-
Futur : hositranina, hositraniko, hositraninao, hositraniny, hositranintsika, hositraninay, hositraninareo, hositranin', hositranin-, hositranim-, hositrani-
Impératif : sitrano

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20