|
|
|
|

Entrée1  soamantsara
Mots élémentaires  2 soa, 3 amana, 4 tsara
Partie du discours  5  adjectif
Exemples  6  Izaho tany amy ny tany lavitra tonga soamantsara [2.59#277]
7  Raha saika handeha kanefa tafajanona: sitrana soamantsara [1.381]
8  Hotahin'Andriamanitra anie ianareo, ho tonga soamantsara any amin'ny tany halehanareo! [2.298#87]
Autres orthographes  9 soa aman-tsara

Mis à jour le 2025/11/02