|
|
|
|

Entrée1  solonjanatsoratra
Mots élémentaires  2 solo, 3 zanaka, 4 soratra
Partie du discours  5  nom
Explications en malgache  6 Misy roa ny fomba famonoana tarehintsoratra na vaninteny tsy voalaza raha manoratra, dia ny solonjanatsoratra sy ny tsipipanohizana. Ny solonjanatsoratra ( ' ) dia ampiasaina raha misy teny roa mifanarakaraka ka miantomboka amin' ny zanatsoratra ilay faharoa ary milaka fa tompon' ilay zavatra voalazan' ny teny voalohany na mpanao asa lazainy. Ohatra: toetra andro = toetr' andro ~ ilaina ny olombelona = ilain' ny olombelona. [1.146#21]
Explications en anglais  7 apostrophe [3.1]
Explications en français  8 apostrophe [3.1]
Analogues  9  tsipipanohizana
Tableaux et planches  10  Signes de ponctuation et autres marques

Mis à jour le 2025/12/13