Entrée solontena (solo, tena)
Partie du discours nom
Définition malgache Olona misolo, izany hoe manao zavatra na manatrika fivoriana amin' ny anaran' olon-kafa: Ny lehiben' ny fampianarana no solontena nalefan' ny Minisitry ny Fanabeazana tany amin' ilay lanonana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a delegate, a representative [Hallanger 1973]
Définition française représentant [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
Définition française délégué [Hallanger 1974]
Exemples 
1Iaombilahitsivahy no nitarika ny solontena nalefa. [Randriamamonjy: Tantara, page 472]
2Tonga ilay solontena, i Dr Assad, ny volana desambra. [Ravelomanana: Lalana, page 205]
3Tsy mahazo miara-manatrika eo ny solontena tompon toerana sy mpisolo toerana. [Fanjakana: Fifidianana, page 78]
Morphologie 
solontena
solontenako
solontenanao
solontenany
solontenantsika
solontenanay
solontenanareo
solontenan'
solontenan-
solontenam-
solontena-
-tsolontena
-tsolontenako
-tsolontenanao
-tsolontenany
-tsolontenantsika
-tsolontenanay
-tsolontenanareo
-tsolontenan'
-tsolontenan-
-tsolontenam-
-tsolontena-

2018/10/09