| Entrée | 1 sorisory |
| Radical | 2 sory |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fahadisadisana avy amin' ny tsy fananan-javatra hatao, na fahasosotsosorana [1.1] |
| Explications en anglais |
5 vexation, annoyance [1.7] |
| Explications en français |
6 chagrin, vexation [1.8] |
| Exemples |
7 Nanomboka teo dia arakaraka ny nitomboan' ny fahafinaretako amin' ny fiarahana amin' i Lanto no nitomboan' ny sorisoriko rahefa voatery hitafa amin' i Masy.
[2.471]
8 Isan-kariva, nataon' izy telo mirahalahy sy ireo mpiara-misakafo aminy mpanala sorisory azy amin' ny mozikany ilay mpitendry zavamaneno. [2.472] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Vocabulaire | 18 Emotions |
| Anagrammes | 19 risoriso, 20 sorisory |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|