| Entrée (1/2) | 1 soy | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Anaram-boronkely mahafinaritra misy karazany efatra: soikely, ny kely indrindra aminy; ny soimanga, ny tsara tarehy indrindra, ny soimainty ary ny soilomotra, mavo manopy maitso [1.1] | 
| Exemples | 4   Ny tsikirity manina, ary ny soy malahelo; [2.131] | 
| Tous les mots composés | 5 soikely | 
| Vocabulaire | 6 Zoologie: oiseaux | 
| Synonymes | 7 mangimike, pariamaso, ramanjereke, siay, sitaromaso, tsaramaso | 
| Entrée (2/2) | 8 soy | 
| Partie du discours | 9 adjectif | 
| Explications en malgache | 10   mbola tsy voafora: jaja soy (Zaza mbola tsy voafora) [Tanala]
 [1.78] | 
| Anagrammes | 11 iso, 12 osy, 13 sio, 14 soy | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |