Entrée tabiha
Partie du discours nom
Définition malgache Olona heverina ho voninahitra ny fananana azy, rehareha: Ho tabihan' ny tanindrazana ianao rahatrizay raha mianatra tsara [Rajemisa 1985]
Définition anglaise state, pomp, splendour, equipage. Generally used of the retinue of the sovereign, or some manifestation of the glory of the kingdom. [Richardson 1885]
 glory, honor [Hallanger 1973]
Définition française gloire, honneur [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 force [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Exemples Miravaha fahalehibiazana sy tabiha ianao, ary mitafia famirapiratana sy voninahitra; [Baiboly: 22:040:010/Joba 40:10..]

Entrée tabiha
Partie du discours nom
Définition malgache Zavamaniry fihinam-boa, andrahoina mba hampahatsiro ny laoka [Rajemisa 1985]
Définition française tomate, pomme d'amour [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Nom scientifique Solanum lycopersicum
Synonymes voatabiha

2014/11/05