|
|
|
|

Entrée (1/3)1  fampitaha
Radical  2 taha
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Kilalao fanaon' ny ankizivavy izay mifaninana mba hahitana izay tsara tarehy sy mahay mandihy: mifanao andaniny roa izy ireo,
5 ka samy mifidy tovovavy iray ravahany araka ny fahaizany avy.
6 Rehefa vonona avy izy roa dia samy miseho ary samy rafitra mampiseho ny fahakingany mandihy avy: ny be sy ny maro no mitsara [1.1]
Explications en anglais  7 A children's game. [1.2]
Explications en français  8 Ancien amusement des souveraines consistant à faire parer des personnes et à les faire danser au palais,
9 (on adjugeait la palme à la plus capable, à la plus belle); les petiles filles continuent encore ce jeu sur les places
10 publiques, surtout au Fandroana, se parent la téte avec des fleurs et dansent deux à deux, l'une en face de l'autre [1.3]
Exemples  11  Voampo na voangivy notohizina natao ravaky ny ankizy, nanao fampitaha. [2.69]
12  Ao ireo efa tsy hita intsony toy ny fampitaha, ny tamaboha ary ny fandriro-bola. [2.117]
Vocabulaire  13  Jeu

Entrée (2/3)14  fampitaha
Radical  15 taha
Partie du discours  16  nom
Explications en français  17 façon de faire soigner [Vezo] [1.68]

Entrée (3/3)18  Fampitaha
Mots élémentaires  19 fampitaha
Partie du discours  20  nom propre (journal)
Vocabulaire  21  Maisons d'édition, journaux

Anagrammes  22 fampahita, 23 fampitaha, Fampitaha

Mis à jour le 2025/11/17