Entrée tahia
Partie du discours nom
Définition malgache Angaka kely mitovy amin' ny tsiriry ny volony (Dendrocygna major) [Rajemisa 1985]
Traduction française petit canard sauvage [Rajemisa: Vakoka]
Vocabulaire 
Nom scientifique Dendrocygna major
Exemples Tamin' izany fotoana izany, mbola be vorona an-drano tany Antsihanaka: tsiriry, angaka, tahia, talevana. [Andraina: Mitaraina, page 76]

Mis à jour le 2020/07/31