Entrée tain' omby mivadika
Mots élémentaires tay ; omby ; mivadika
Partie du discours locution
Explications en malgache Fiteny fandre matetika entina mahatsiahy ny fahamarinan' ny Ntaolo fahizay. (Nilaina natao zezika ny tain' omby ka samy naka izay hitany ny olona; raha misy tain' omby nivadika kosa anefa, dia tsy nisy sahy nikasika satria fambara izany fa tain' omby efa nofandrihan' olona io) [1.1]

Mis à jour le 2023/12/03