Entrée takalom-patsa vidimpihinanana (takalo, patsa, vidy, hinana)
Partie du discours locution
Définition malgache entina milaza ny setrin' ny zavatra omena olona; nanaovan' ny hafa ka tsy maintsy manao aminy koa: fifankaleovana no tena heviny; enti-milaza fanomezana ataonao olona mba ho takalon' ny soa nataony taminao [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31