Entrée takasy
Partie du discours nom
Définition malgache Teny hebreo ity, ary toa anaran' ny biby anankiray, izay natao saron' ny Tabernakely ambony indrindra ny hodiny (Eks. 26. 14 ; 36. 19, ets). Tsy fantatra marina izay biby voalazan' izany teny hoe takasy izany ; nefa araka ny hevitry ny maro, dia biby an-dranomasina izy, karazan'ny lambon-drano (marsouin, na dauphin), dia biby izay hita ao amin'ny Ranomasina Mena. Mateza dia mateza ny hodiny, ary fanao kiraro mandraka ankehitriny izany (Ezek. 16.10) [Randzavola: Baiboly page 939]
Vocabulaire 
Exemples Dia hovelarany lamba jaky eo amboniny izy, ka hosaronany amin' ny sarona hodi-takasy izany; [Baiboly: 4.4.8]

2017/03/28