|
|
|
|

Entrée1  voatamby
Radical  2 tamby
Partie du discours  3  participe passé
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  4 loué, engagé [1.3#658]
Exemples  5  voatamby sa voakarama sy voafehy vava no izahay ray aman-dreny avy no tsy ama-miteny? [2.131#314]
6  Ary eto no misy voakolikoly sy voatamby vola hanolotra ity tany ity amin'ny Zanakantitra. [2.588#]
Synonymes  7 tinamby

Mis à jour le 2025/09/12