Entrée tandra vadin-koditra (tandra, vady, hoditra)
Partie du discours locution
Définition malgache enti-milaza zavatra tsy azo sarahina fa miaraka mandra-pahafaty; zavatra tsy mahay misaraka amin' ny zavatra hafa iray: Tandra vadin-koditry ny olombelona ny aretina [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31