|
|
|
|

Entrée1  tandremana
Radical  2 tandrina
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Afantoka aminy ny saina amana eritreritra: Tandremo tsara izay soratanao, fa ny soratra mijanona
5 Ambenana, andrasana, karakaraina mba tsy hisy simba: Tsy notandremanao tsara ny akohokely ka nisy latsaka tao am-pantsakana
6 arahina, tanterahina: Raha te ho voavonjy ianao, tandremo ny didy
7 Atao izay tsy hahavoa ny tena: Tandremo sao solafaka [1.1]
Explications en anglais  8 to be cared for, to be looked after; to be the objet of precautions [1.7]
Explications en français  9 dont on prend soin, qu'on surveille; qu'on manipule avec précaution, à quoi on fait bien attention [1.8]
Exemples  10  Ny farany, nitanisa ny fady tsy maintsy tandremana. [2.472]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Tous les mots composés  15 tandremana ohatra ny anakandriamaso
Proverbes  16  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  17 manendrata, 18 tandremana

Mis à jour le 2025/11/13