Entrée tandroka aron' ny vozona
Mots élémentaires tandroka ; aro ; vozona
Partie du discours locution
Explications en malgache Fitenenana ilazana ny olona manana fahefana na harena na fahaizana izay manana adidy koa hamonjy sy hitandrina ny eo akaikiny amin' ny loza mety hahavoa azy [1.1]

Mis à jour le 2023/07/30