Entrée vozona
Partie du discours nom
Définition malgache ny tenda eo amin' ny faritry ny hatoka, ny elanelan' ny soroka sy ny loha: Misy vailahy kely eo amin' ny vozony [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the neck [Hallanger 1973]
Définition française cou, col, goulot [Abinal 1888]
 le cou; le col [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples Be ny goaika, ka tsy fantatra izay lahy sy vavy, fa samy fotsy vozona avokoa izy rehetra [Dahle: Angano, page 241]
Citations 
Articles 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot vozona (1): Ambozontany

Entrée vozona
Partie du discours nom
Définition malgache enti-milaza fanerena hanaiky [Rajemisa 1985]
Définition française contrainte, violence [Abinal 1888]

2019/12/12