Entrée komanga
Partie du discours   nom
Définition malgache   Hazo lehibe mahatratra hatramin' ny 30 m ny halavany, fahita any amin' ny faritany avaratra andrefana ary amin' ny faritra manakaiky ny ranomasina. Ny komanga dia hazo misy poizina mahery amin' ny tenany manontolo, ary na dia ny fofona mivoaka avy amin' ny voniny aza -- izay manitra fa mahery -- dia malady mandray any an-doha ka mahajenjina, mampandoa ary mampandeha ran' orona [Rajemisa 1985]
Définition française   [Tankarana] arbre dont on tire un poison violent. [David 1952 (takila K)]
Vocabulaire  

2017/03/10