|
|
|
|

Entrée1  tany ama-monina
Mots élémentaires  2 tany, 3 amana, 4 monina
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6 ny fitambaran' ny olona rehetra miara-miaina amin' ny faritra iray [1.1]
Explications en anglais  7 the dwellers in the same neighbourhood. [1.2]
Exemples  8  Fanetrin'ny tany ama-monina io ka ny dangy no mahatsara azy. [2.895#186]
9  manetsiketsika ny mponina amin' ny olana mikasika ny fampandrosoana ny tany ama-monina [4.27#2007/10/19]

Mis à jour le 2025/09/12