| Entrée | 1 tany mandroso |
| Mots élémentaires | 2 tany, 3 mandroso |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 ilazana ny firenena efa tsara toe-karena, manam-pahaizana amam-pahalalana raha jerena ny ankapoben' ny mponina ary manana olo-mahay maro.
[1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|