Entrée taola
Partie du discours nom
Traduction française  [Vezo] Arête, noyau, os, squelette  - > fatike, fo, kakapo, sisike, vihy. Be taola, osseux [Poirot & Santio: Vezo (takila T)]

Entrée taola-
Partie du discours forme morphologique du mot/des mots taolana
Exemples 
1Ankosotra ivelany manafina ny taola-maimbon' ny fasana. [Andriamalala: Zazavavindrano, page 66]
2Kibobo an-tsaha tsipoy an-tanána aza mifefe ranomaso ety alatranonay fandrao tsipazako ny taola-mahagaga ka sady gaga no talanzona [Fox: Hainteny, numéro 72]

Mis à jour le 2020/11/25