Entrée taona itsỳ (taona, itsỳ)
Partie du discours expression
Définition malgache tamin' ny taona farany tao [Rajemisa 1985]
Définition française l'année dernière [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Synonymes taon-dasa
Exemples Tamin' ity aza mba azoazo, fa tsy tahaka ny tamin' ny taon' itsy [Andriamalala: Zazavavindrano]

2019/08/17