| Entrée | 1 tapa-kazo |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en français |
3 (de tapaka : coupé ; et hazo : bois). Nom (souvent péjoratif) donné aux bois et écorces vendus comme drogues sur les marchés. [1.196] |
| Exemples |
4 Inona koa no loza ho azo avy amin' izay tapakazo sy fasika?
[2.528]
5 Ndeha indray àry, raondriana, tapaho iroa tapakazo lehibe iroa. [2.445] 6 Tsy afa-kohaka ny iray amin' izy ireo, ka na dia efa notoroan' ny mpahalala tambavy sy tapakazo izao sy izao aza dia io mbola mitrosontrosona tsemboka mila hiala aina io. [2.470] |
| Vocabulaire | 7 Botanique |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|