|
|
|
|

Entrée1  tapa-kevitra
Mots élémentaires  2 tapaka, 3 hevitra
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 tsy miroaroa saina na misalasala intsony fa vonona hanaraka izay efa noheverina [1.1]
Explications en anglais  6 having made a decision [1.7]
Explications en français  7 qui a pris une décision [1.8]
8 décidé [1.5#144]
Exemples  9  Efa tapa-kevitra ny hiala ny ala izy anefa [2.117#128]
10  Efa tapakevitra ny hisaraka amiko ny vahoakako [2.996#]

Mis à jour le 2025/09/12