|
|
|
|

Entrée1  tapitrisa
Mots élémentaires  2  tapitra, 3  isa
Partie du discours  4  adjectif
Explications en malgache  5  Milaza folo hetsy, na 1.000.000 amin' ny tarehimarika. Marihina fa eo amin' ny tapitrisa, dia manomboka miverina tahaka ny tamin' ny "isa" indray ny fanisana malagasy: oh. 280.000.000 dia tononina hoe Valopolo amby roanjato tapitrisa, fa ny 280.000 kosa: Valo alina sy roa hetsy [1.1]
Explications en anglais  6  a million [3.1]
Explications en français  7  un million [3.1]
International  8  1000000 ~ 1 000 000 ~ 1.000.000 ~ 1,000,000 [3.1]
Exemples  9  ary roanjato tapitrisa no isan'ny miaramila an-tsoavaly; [2.996]
10  Roa arivo tapitrisa mahery ny olona rehetra eto ambonin' ny tany. [2.332]
Vocabulaire  11  Mathématiques: arithmétique
Tableaux et planches  12  Les nombres
Article  13  Andriamihaja: Fanisana vaovao

Mis à jour le 2025/09/12