|
|
|
|

Entrée (1/2)1  telonohorefy
Mots élémentaires  2 telo, 3 refy
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Ireo kintana telo mamirapiratra tsara ireo no voalazan' i Joba (9. 9 ; 38. 31) sy Amosa (5. 8) amin' ny teny hebreo hoe Chesil (gr. Orion). Koa satria isan' ny kintana miseho miharihary izy, dia voalaza, miaraka amin' i Ikotokelymiadilaona sy ny kintana sasany, ho famantarana ny herin' i Jehovah, Izay nametraka azy eny amin' ny lanitra. Ny mpanoratra sasany anefa mihevitra fa kintana hafa, tahaka ilay mazava sy mamirapiratra fatratra atao hoe Siritis, na Canopus, na Cor-Scorpionis, no voalazan' ny teny hebreo hoe Chesil. Asa izay tena marina amin' izany.. [1.38]
6 antokon-kintana telo avarabaratra andrefan'ny Vahindanitra, mamiratra manintona ny fijery. [1.1]
Explications en anglais  7 the three stars of the belt of Orion. [1.7]
Explications en français  8 les trois étoiles du baudrier d'Orion. [1.3#693]
9 les trois étoiles de la ceinture d'Orion. [1.8]
Exemples  10  Mahavona ny kofehin'ny Ikotokelimiadilaona va ianao, ary mahavaha ny telonohorefy? [2.996]
11  ary ny orimbintana amy ny lanitra, sy ny masoandro, sy ny volana, sy ny kintana telonohorefy, sy ny sasany; [2.48]
Vocabulaire  12  Astronomie
Analogues  13  miadilaona
Proverbes  14  Proverbes contenant ce mot
Citations  15  Textes citant ce mot

Entrée (2/2)16  telonohorefy
Partie du discours  17  nom
Explications en anglais  18 the greatest. [1.7]
Explications en français  19 chose ou personne grande, éminente. [1.8]
Exemples  20  Misy 70 mahery ireo olona nahitany hevitra ary vitany lisitra ny anarany. Ny ankamaroany amin' ireo dia ny telonohorefy. [2.304#D]

Mis à jour le 2025/11/11