| Entrée | 1 tenenina |
| Radical | 2teny |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Avoakan' ny vava, lazaina: Teny tsy azo tenenina izany Ambara, lazaina: Tsy hay tenenina ny zavatra nataony Didiana, omena teny, baiko: Hoteneniko izy mba hamangy anao Anarina na tezerana fa nanao ratsy: Teneno kely ny zanakao fa manimba ny voninkazonay amin' ny baoliny [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be reproved [1.7] |
| Explications en français |
6 qu'on réprouve [1.8] |
| Exemples |
7 "Ny fitiavana tsy tenenina no fitiavana lehibe sy ambony indrindra" (Wagner).
[2.324]
8 Inay izy manalava tenda izay isaky ny tenenina ary toa vara-datsaka raha mba miteny ireo zandriny ireo. [2.470] |
| Morphologie |
|
| Analogues | 13 baibaizina, 14 bedesina, 15 besobesoina, 16 karamentsonina, 17 kitakitaina, 18 levilevena, 19 terezana, 20 tezerana |
| Tous les mots composés | 212 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 22 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|