|
|
|
|

Entrée1  tenim-piontanana
Mots élémentaires  2 teny, 3 fiontanana
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 (Ny sokajin-teny miisa 11 amin' ny teny malagasy) [1.1]
6 ny antsoina amin'izany dia ireo teny milaza fihetseham-po eo amin'ny
7 resaka na soratra. Maro karazana izy ireo:ao ny milaza fahatairana miharo hetezerana: adray...;
8 fataraina miharo hagagana: endrey...;
9 alahelo: indrisy;
10 fandatsana: akaito...;
11 fahitana zavatra mahafatifaty: ntrô...
12 Ao aorian'ny tenim-piontanana, dia asiana tsoraka (!) mandrakariva,
13 izay averina indray ery amin'ny faran'ny fehezanteny:
14 indrisy! be fahavalo ny tsara! [1.13]
Explications en français  15 interjection [1.5]
Vocabulaire  16  Linguistique
Tableaux et planches  17  Toutes les interjections

Mis à jour le 2025/11/13