Entrée | 1 tetiarana |
Radical | 2 tety |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Tantaran' ny niandohan' ny razana niaviana sy ny fifandimbiasan' ireo taty aoriana [1.1] |
Exemples |
5 Ambohidrapeto natao AmbohidRapeto, hoy ny tetiarana
[2.48]
6 Raha marina fa tsy voalazan' io lovantsofina io izay ray aman-drenin-dRanoro - ary mahagaga izany fa zavadehibe amin' ny Hova ny tetiarana - dia mbola marina mihoatra noho izany koa fa ny feo hoe "sira" no tena nahan-dRanoro fa tsy dia ny sira mihitsy tsy akory. [2.5] |
Synonymes | 7 tetirazana |
Article | 8 Randzavola: tetiarana ao amin' ny Baiboly (=> firazanana) |
Anagrammes | 9 itaterana, 10 tetiarana, 11 tety arana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |