|
|
|
|

Entrée1  tetibola
Mots élémentaires  2 tetika, 3 vola
Partie du discours  4  nom
Explications en français  5 budget [1.13]
Exemples  6  Sehatry ny tetibola voafehy ao anatin' ny fitantanana ny volam-panjakana. [1.384#]
7  Tsapa anefa fa nanomboka tamin' ny Repoblika fahatelo, dia voafetra ho andro vitsivitsy ny ady hevitra momba ny tetibola. [4.27#]
Vocabulaire  8  Economie: finances, gestion

Mis à jour le 2025/10/11