|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mpampitohy
Radical  2 tohy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Sokajin-teny entina mampitohy teny roa, izay mety ho anarana
5 (ny saka sy ny alika, vady aman-janaka), mpamaritra milaza toetra
6 (tsara sy fy), matoanteny roa
7 (manoratra na mamaky), fehezankevitra roa
8 (handeha aho ary hijanona izy); mpampitohy fehezan-kevitra: teny enti-mampitohy fehezan-kevitra iankinany
9 (nomena valisoa izy satria nianatra tsara)
10 (Ny sokajin-teny miisa 11 amin' ny teny malagasy) [1.1]
11 zanateny mampifandray fehezanteny roa mitovy sokajy na anjara asa [1.13]
Explications en anglais  12 coordinating conjunction [3.1]
Explications en français  13 conjonction de coordination [1.13]
Exemples  14  tafasaraka amin-taho no angamba tena fanoratra ara-pitsipika eto satria ny "amana" teny mpampitohy fa ny "amy" no mpa-mpikambana. [2.314#]
Vocabulaire  15  Linguistique
Tous les mots composés  16 mpampitohy fehezan-teny
Tableaux et planches  17  Toutes les conjonctions

Entrée (2/2)18  mpampitohy
Partie du discours  19  nom
Explications en malgache  20 forongo mpanelanelana [1.13]
Explications en français  21 pièce intermédiaire
22 connecteur [1.13]
Vocabulaire  23  Technique
Tous les mots composés  24 mpampitohy mivolombatolalaka

Mis à jour le 2025/11/17