Entrée tokam-bolana (tokana, volana)
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza olona tsy mivadika amin' ny teny nataony, fa rehefa izay dia izay; tsy be teny fa dia iray iny ihany ary tsy ovana na soloana [Rajemisa 1985]
 [ tokambolana ] tsy mandainga, tsy mivadibolàna [SLP 1986]
Explications en français [ tokambolana ] fidèle [SLP 1986]

Mis à jour le 2020/07/31