Entrée | 1 tonon' andro |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 tonona, andro |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
5 [1.1] vintana araka ny andro ahaterahana |
Explications en français |
6 [1.10] jours astrologiques 7 [1.3, 1.5] le destin du jour 8 [1.3] Le sort du jour, le bien ou le mal qu’il apporte avec lui 9 [1.5] horoscope |
Exemples |
10 [2.48] fa savihiny ny tononandro fa zava-mahery ny tononandro. 11 [2.895#] tononandro inona leiroa ity andro anio ity, hoy i Kadadra? 12 [2.508#] Izy no iankinan' ny rehetra hamantarana ny tononandro tsara ho fantatra na ny mahasoa na ny mandoza. 13 [2.131] Atsy andrefana atsy misy vololondravina roa mifanatrika alao vintana alao tononandro fa na tsy mivady aza miranitra fadiro ny ahibahoaka fandrao halambahoaka an-tanana fadiro ny tsitohintohina fandrao tohim-pitia koa lavo |
Vocabulaire |
14 Croyances |
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot tonon' andro |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |