Entrée tonony (tonona)
Partie du discours impératif du verbe passif tononina [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Traduction française Tonony tsara ny teny rehetra (Prononcez, articulez bien tous les mots) ~ Tonony ny anaranao (Dites votre nom) [Abinal 1888]
Exemples Tonony izay ho karamanao, dia homeko anao. [Baiboly: 1:030:028/Genesisy 30:28..]

Entrée tonony (tonona)
Partie du discours nom tonona et pronom
Traduction française le point, la bonté d'une chose; la partie difficile d'une leçon, d'un sermon, etc. [Abinal 1888]
Exemples mivaky roa manary hodiny ny tsaramaso, mitsiry miavaka amin' ny sevoka ny katsaka, mitady masoandro ny tsirintsaonjo mivolo faka, mitsimoka ny voan' anana ary maontsina ny taho-mangahazo maro tonony. [Rakotonandrasana: Tantsaha]

Mis à jour le 2020/07/31