Entrée torotoro (toro)
Partie du discours adjectif
Définition malgache  [Sihanaka] vakivaky [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] vakivaky madinika, potipotika: Torotoro ñy lovia vake [Rakotosaona 1972]
 Vaky potipotika, montsana: Torotoro ilay tavoahangy nianjera avy eny an-davarangana / Torotoro ny fahavalo tamin' ny ady
¶ Hontsa dia hontsa: Torotoro ny foko nahita ilay reny niantoraka teo amin' ny zanany tsy niainaintsony. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise crushed to pieces [Hallanger 1973]
Définition française écrasé; moulu [Hallanger 1974]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Torotoro loatra ny fony diso fanantenana. [Rajaonarivelo: Bina, page 57]
2Vatana torotoro no nitsimponin' ny mponina. [Andraina: Mitaraina, page 240]
3Jerena izay rehetra nolalovany ka torotoro avokoa. [FOFAFIPE: Rosovola, page 56]

Entrée torotoro
Partie du discours nom
Définition malgache  [Bara] vakivakim-bola, vola madinika [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] vola madinika [Rakotosaona 1972]

2017/04/15