Entrée tovonana (tovona)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Ampiana avy eo ambony: Tovony ny tranonao fa iva loatra [Rajemisa 1985]
Définition française à quoi on ajoute [Abinal 1888]
Morphologie 
tovonana
tovonako
tovonanao
tovonany
tovonantsika
tovonanay
tovonanareo
tovonan'
tovonan-
tovonam-
tovona-
notovonana
notovonako
notovonanao
notovonany
notovonantsika
notovonanay
notovonanareo
notovonan'
notovonan-
notovonam-
notovona-
hotovonana
hotovonako
hotovonanao
hotovonany
hotovonantsika
hotovonanay
hotovonanareo
hotovonan'
hotovonan-
hotovonam-
hotovona-
tovony
Exemples 
1ka izay efa vita dia tovonana ihany. [Rasamuel: Fandevenana]
2Ary azo amboarina tsara ny zavatra : tovonana na anesorana araka izay ilaina hahavanonany. [Rabemolaly: Fary]
Citations 

2019/05/12