Entrée tovona
Partie du discours nom
Définition malgache Enti-milaza fanampin-javatra eo ambony na eo anoloana; fanampin-javatra mba hahavo azy [Rajemisa 1985]
Définition française ajoutage, addition [Abinal 1888]
Dérivations 

Entrée tovona
Partie du discours nom
Définition malgache Kian-teny kely atohy eo aorian' ny fototeny: Ny tovona "man" dia matetika midika hoe manao ~ Asiana tovana "ina" matetika ny fototeny dia tonga matoantenin' ny iharana, toy ny hoe: laza / lazaina
Mitovy hevitra: fanampy ~ sanda ~ tamby ~ tovana ~ tozana [Rajemisa 1985]
 tsirinteny fanao eo anoloan'ny fototeny [SLP 1986]
Définition française Les préfixes qu'on trouve dans la composition des racines secondaires sont nombreux; s'ils sont terminés par n, ils se combinent avec la racine primaire selon les règles de combination. Voici les préfixes qu'on rencontre le plus souvent:
an~ anjara, anjaika, ambadika
bo~ boraraka, borera, bosesika
fi~ filoha, firitsoka, fisoko
fo~ forehitra, foretsika, forofotra
ha~ hadio, harisika,
ka~ kanosa, kambavy, kanonta
ki~ kirazorazo, kifafa, kilalao
ko~ kodedika, kofehy, koletaka
mo~ mokoko
sa~ sabaka, safelika, sahato
san~ sangodina, sangazona, sampotina
tan~ tangorona, tamberina, tangazona
to~ tohenjy, toletsy, tokalo
tsin~ tsingerina, tsinjara, tsimbadika
vo~ vozezika, vozihitra
za~ zatovo, zalahy
[Rajemisa: Grammaire]
Définition française préfixe [SLP 1986]
Vocabulaire 
Analogues  tsofoka ~ tovana
  tous les affixes
Citations 

2019/08/17