Entrée | 1 tratra aorina |
Mots élémentaires | 2 tratra, 3 aoriana |
Partie du discours | 4 locution |
Explications en malgache |
5 diso fotoana, tsy tonga ara-potoana [1.1] |
Exemples |
6 Ny olona rehetra tonga tamin'ny andro nahatongavan' ny tafika avy any Betafo, ary izay tratra aoriana indrindra iny ampitson' iny, ka izy kosa vao izao no tonga
[2.324]
7 Very fotoana nifandimby nanao ny asam-Bazaha ry zareo, ka tratra aoriana mihitsy ny nanaovany ny azy [2.472] |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |