Entrée | tselatra | |||
Partie du discours | nom | |||
Définition malgache | Fahazavana miserana vetivety eny amin' ny habakabaka, vokatry ny herim-baratra: Matetika ny tselatra no mialoha ny kotrobaratra ¶ Helatra [Rajemisa 1985] | |||
Traduction anglaise | a flash of lightning, a flash [Hallanger 1973] | |||
Traduction française | éclair, étincellement [Hallanger 1974] | |||
Vocabulaire | Météorologie | |||
Dérivations |
| |||
Exemples | Maizina ny lanitra, ny hany hita dia ny tselatra mifanaretsaka etsy sy eroa. [Andraina: Mitaraina, page 35] | |||
Entrée | tselatra | |||
Partie du discours | adjectif | |||
Définition malgache | Haingana dia haingana: Tselatra ianao mankany antsena [Rajemisa 1985] | |||
Entrée | Tselatra | |||
Partie du discours | nom propre (pseudonyme) | |||
Traduction française | pseudonyme de Rajonah [Ranaivoson 2004] | |||
Ouvrages littéraires | Diso hanta ka ratsy fiafona Fitadiavan-kaingo (hain-teny) Fitiavana mahery Lainga fotoana (hain-teny) Maka vavan' olona (hain-teny) Manina (hain-teny) Ny tovovavin' Iarivo Tia izay tia (hain-teny) Velona ahy, maty ahy Zephine sy Armand | |||
Tableaux et planches | Noms de plume d' écrivains malgaches | |||
Mis à jour le 2020/10/17 |
![]() |