|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tsiloina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  tsilo
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Asiana tsilo: Tsiloy ity lalankely ity mba tsy handehanan' ny mpangalatra
Apetaka amin' ny tsilo: Notsiloiny tamin' ny rindrina ilay sary

Entrée (2/2)9  tsiloina
Partie du discours  10  adjectif
Radical  11  tsilo
Explications en malgache  12  [1.1] Misy tsilony: Biby tsiloina ny sokina
Exemples  13  [2.472] Tany feno zozoro, herana, bararata, tsinkafonkafona, viha ary zava-maniry kaboa-taho sy tsiloina misy telo na efa-metatra ny haavony atao hoe vodifonga, io tany io.

Anagrammes  14  atsilony, solitany, tsiloina

Mis à jour le 2025/07/29